Alim-bavaka 28/03/2026
SAMPANA FIFOHAZANA
ALIM-BAVAKA Asabotsy 28 martsa 2026
« Andriamanitra no aro sy hery ho antsika ; Mpamonjy mora azo indrindra amin’ny fahoriana Izy » Salamo 46/1a
Ny alim-bavaky ny fiangonana dia hatao ny Asabotsy 28 Martsa 2026 amin’ny 7 ora hariva ao amin’ny efitrano ambany rihana (12 rue Monmory-Vincennes)
Manasa antsika ho tonga maro hiombom-bavaka fa « fiarovana mafy ho an’ny mino ny Tompo »
Ho aminareo mandrakariva ny fiadanana.
