Archives de
Category: Evenement

Evènements

FANASANA FOTOAM-PIVAVAHANA FFKM-FRANTSA

FANASANA FOTOAM-PIVAVAHANA FFKM-FRANTSA

 » Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo »

Efesiana 4 : 4

Toy ny fanao isan-taona dia manentana ny kristianina malagasy rehetra hanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana karakarain’ny FFKM-Frantsa izay hatao ao anatin’ny herinandron’ny fiaraha-mivavaka eran-tany ho amin’ny firaisan’ny mino kristiana, izay fotoana ihany koa hiombonantsika hitondrana am-bavaka ny Firenena Malagasy.

Andro : Alahady 25 janoary 2026 amin’ny 10 ora sy sasany maraina (10H30)
Toerana : Eglise de la Rédemption
16, rue Chauchat – 75009 PARIS
Métro : Richelieu Drouot (M9) na Le Peletier (M8)

Avy amin’ireo Raiamandreny am-panahy FFKM-FRANTSA
Rév. Nicolas RAZAFINDRATSIMA
Rév. Père Benjamin RABEMANANTSOA
Rév. Dr Seth RASOLONDRAIBE

Concert de levée de fonds

Concert de levée de fonds

SAMPANA IRAISANA ANTOKO MPIHIRA FARITANY AFOVOANY ATSINANANA
CONCERT DE LEVÉE DE FOND

“Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy”
Isaia 12:2b

Araka ny efa fantatsika dia isika eto amin’ny Faritany Afovoany Atsinanana no mandray ny ChoeurUni 2026.
Ho fanomanana izany, ary, indrindra ho fanamaivanana ny fandraisan’anjara dia manasa antsika amin’ny
Concert de levée de fonds
Daty : Asabotsy 7 Febroary 2026 amin’ny 7 ora hariva
Toerana : Eglise Sainte Marie Madeleine
Rue de la division Leclerc
91300 Massy ( RER B – Massy Palaiseau)
Guests : God Swing – Lilie Soa- AMF FAfAts
Vidim-pidirana : 15€
Rohy hahafahana mividy ny tapakila : https://bit.ly/concert-amf-fafats
na manatona ny tompon’andraikitry ny Sampana Antoko mpihira eto amintsika.
(Misy billets 20 hamidy isam-pitandremana).

Mankasitraka sahady ny fanatrehantsika izao fotoan-dehibe izao ho fanehoantsika ny maha-iray antsika eto amin’ny Faritany.

Ny Birao AMF FAfAts

Jeûne et prière 11/01/2026

Jeûne et prière 11/01/2026

JEÛNE ET PRIÈRE

DIMANCHE 11 JANVIER 2026 à 13H

La Première édition 2026 de l’événement FPMA nationale «Jeûne et prière» aura lieu le
Date : dimanche 11 janvier 2026 à 13 heures
Lieu : 15 rue de la Fraternité – 94300 Vincennes
Thème : « Et celui qui était assis sur le trône dit: Voici, je fais toutes choses nouvelles.
Et il dit: Ecris; car ces paroles sont certaines et véritables. » Apocalypse 21:5

Assemblée Générale 25/01/2026

Assemblée Générale 25/01/2026

CONVOCATION A L’ASSEMBLÉE GÉNÉRALE DE L’ASSOCIATION CULTUELLE FPMA VINCENNES
DIMANCHE 25 JANVIER 2026

Vu l’Article 10.3 du Règlement Intérieur de la FPMA Vincennes : « L’Assemblée Paroissiale se réunit en assemblée générale au moins une (1) fois par an pour approuver les bilans financiers, les bilans moraux, les bilans des activités de l’exercice écoulé et aussi pour voter le budget », les membres responsables de la FPMA Vincennes sont invités à l’Assemblée générale annuelle qui se tiendra le dimanche 25 janvier 2026 à 17h00 au Temple de Vincennes – 15 rue de la Fraternité – 94300 Vincennes.

Ordre du jour :
Bilan moral 2025
Bilan financier 2025
Budget prévisionnel 2026

Elie Ramanivosoa
Président

—————————————————————-

FIANTSOANA FIVORIAMBE ASSOCIATION CULTUELLE FPMA VINCENNES
ALAHADY 25 JANVIER 2026

Araka ny Fitsipika Anatin’ny FPMA Vincennes, Andalana 10.3 :
« L’Assemblée Paroissiale se réunit en assemblée générale au moins une (1) fois par an pour approuver les bilans financiers, les bilans moraux, les bilans des activités de l’exercice écoulé et aussi pour voter le budget »,
dia antsoina ny Mpandray Fanasan’ ny Tompo rehetra eto amin’ny FPMA Vincennes hanatrika ny Fivoriambe fanao isan-taona izay hatao ny Alahady 25 janoary 2026 amin’ny 5 ora hariva ao amin’ny fiangonana – 15 rue de la Fraternité – 94300 Vincennes.

Tanisa dinika :
Tatitra moraly taona 2025
Tatitra ara-bola taona 2025
Tetibola taona 2026

Alim-bavaka 27/12/2025

Alim-bavaka 27/12/2025

SAMPANA FIFOHAZANA 

« Izay matoky an’i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay. » Salamo 125 / 1

Manasa antsika ho Amin’ny alim- bavaka ny fiangonana ny Asabotsy 27 Desambra 2025 aorinan’ny étude biblique , ao amin’ny efitrano ambany rihana (Vincennes)

Fifampiarahabana FAfAts 2026

Fifampiarahabana FAfAts 2026

FARITANY AFOVOANY ATSINANANA
FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO 2026

“…Ny fitiavan’i Kristy no manery anay…”
2 Korintiana 5 : 14

ANDRO     :  Asabotsy 17 janoary 2026 manomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina
TOERANA :  Espace Mille Club – Rue des Longs Réages – 77950 Voisenon
FANDAHARAM-POTOANA :
– Fotoam-pivavahana misy Fandraisana ny fanasan’Ny Tompo
– Fiaraha-misakafo atoandro sy varotra tsakitsaky sy zava-pisotro
– Fotoana hafanain’ireo Sampana Iraisana FAfAts  sy ny AMF isan-Tafo
– Fanokanana ny Sampana Lehilahy Kristianina iraisana
– Fametrahana ny biraon’ny Faritany vaovao izay hiasa mandritry ny taona 2026-2027

– Sakafo atoandro : fandraisan’anjara isan’olona : 13 € ny lehibe ary 10 € ny ankizy latsaky ny 10 taona
Izay hisoratra anarana dia manatona ny Filohan’ny fiangonana , mikatona amin’ny Asabotsy 10 janoary 2026

 

Fetim-piangonana 29/11/2025

Fetim-piangonana 29/11/2025

15ème ANNIVERSAIRE FPMA VINCENNES
CELEBRATION

!! BILLETS EPUISES !! SOLD OUT !! 

📅 Samedi 29 novembre 2025 ·ouverture des portes à 18h30
📍 Salle Diamant 91 📍
1 rue Henri Dunant, 91800 Bondoufle
Navettes possibles des deux gares suivantes
RER C : Brétigny
RER D : Evry-Courcouronnes

🎵 Guest : AntsaPraise 🎵 & Animations des sections de la paroisse
💶 Tombola : 3€ le ticket
Infos et Réservations : 📞 0662545278 (contact WhatsApp uniquement)

Répétition de l’hymne tous les dimanches après le culte (15min)
HIRA FANEVA : cliquer ici
Télécharger le MP3

Contacts :
commission15eme@gmail.com
📞 Whatsapp : 0662545278

Hetsika FAfATS miala voly

Hetsika FAfATS miala voly

HETSIKA  » FAfATS MIALA VOLY » 

Journée récréative et sportive
Daty : 11 oktobra 2025 manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva
Toerana : MILLE CLUB, RUE DES LONGS RÉAGES, 77950 VOISENON
Rohy fisoratana anarana :https://www.helloasso.com/associations/fpma-yvelines-fahazavana/evenements/evenement-fafats

Tsy misy vidim-pidirana.

Hetsika voalahatra : Basket, Foot, Ping-pong, Pétanque sy kilalao maro isan-karazany.

Hisy koa varotra sakafo sy tsakitsaky malagasy izay hampitombo ny hafaliana sy ho fifampizaràna.