Alim-bavaka 25/04/2026
SAMPANA FIFOHAZANA
ALIM-BAVAKA
« Ny famindram-pon’i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany » Fitomaniana 3 : 22
Ny Sampana Fifohazana sy ny Sampana Vokovoko Manga dia manasa antsika hanatrika ny alim-bavakin’ ny Fiangonana ny Asabotsy 25 Aprily 2026 , amin’ny 7 ora alina , ao Vincennes , efitrano ambany rihana
