SAKAFO AGAPE FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO 2026

SAKAFO AGAPE FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO 2026

Amin’ny Asabotsy 24 janoary 2026 amin’ny 7 ora hariva ao amin’ny Salle Papadopoulos (12 rue Monmory – Vincennes) no fotoana hifampiarahabantsika nahatratra ny taona vaovao, fotoana izay hanasana ny fiangonana manontolo.
Mandritry io fotoana io no hanolorana solombodiakoho hoan’ireo zokiolona eto amin’ny fiangonana.

Fandaminana momba ny sakafo :

Toy ny fanao isan-taona, ho fiaraha-mifaly ary koa ho mariky ny fifampizarana dia samy mitondra laoka sy tsakitsaky kely sy zava-pisotro sahaza ny tsirairay, afa-tsy ireo zokiolona izay hasaintsika fiangonana amin’io.
Ny vary sy ny mofomamy no atolotry ny fiangonana.

One thought on “SAKAFO AGAPE FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO 2026

Les commentaires sont clos.

Les commentaires sont clos.