Etude biblique sy alim-bavaka 24/01/2026 à 17h
SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA SY SAMPANA FIFOHAZANA
Fandaminana
Noho ny fifanindrian’ny fotoana dia tapaka fa hotanterahana miaraka ny étude biblique sy ny alim-bavaka amin’ny asabotsy 24 janoary 2026 manomboka amin’ny 5 ora hariva hatramin’ny 6 ora sy sasany ao amin’ny efitrano ambany rihana.
Miala tsiny fa tsy voahitsy ny flyers koa miangavy antsika tsy hanaraka ny ora voatondro ao fa hanaraka izay voalaza eto ambony.


One thought on “Etude biblique sy alim-bavaka 24/01/2026 à 17h”
Les commentaires sont clos.