Alim-bavaka 25/04/2026

Alim-bavaka 25/04/2026

SAMPANA FIFOHAZANA 

ALIM-BAVAKA

« Ny famindram-pon’i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany » Fitomaniana 3 : 22

Ny Sampana Fifohazana sy ny Sampana Vokovoko Manga  dia manasa antsika hanatrika ny alim-bavakin’ ny Fiangonana ny Asabotsy 25 Aprily 2026 , amin’ny 7 ora alina , ao Vincennes ,  efitrano ambany rihana

Les commentaires sont clos.