Etude biblique – Samedi 22 février 2025 à 18h00

Mianatra ny Soratra Masina, miaina izay voalazan’ny Soratra Masina.
Hanasana ny rehetra tsy an-kanavaka ny fampianarana ny tenin’Andriamanitra karakarain’ny Sampana Fianarana Tenin’Andriamanitra (SFT) sy ny Sampana Zava-Maneno (SZM).
Adresse : 12 Rue Monmory – 94300 Vincennes (Metro 1, RER A)
One thought on “Etude biblique – Samedi 22 février 2025 à 18h00”
Les commentaires sont clos.