Formation FAFATS sur gestion des conflits le jeudi 15 avril à 21h

Formation FAFATS sur gestion des conflits le jeudi 15 avril à 21h

Miarahaha antsika amin’ny anaran’ny Tompo,

Araky ny fandaharana sy ny fandaminana napetraky ny FMM FAfAts dia Pasitera RANDRIANANDRASANA Emma Claudine no hanohy ny fiofanana « gestion de conflit » izay efa natombony tamin’ny 29 martsa 2021 eto amin’ny faritany afovoany atsinana ny alakamisy manomboka amin’ny 9 ora alina (21 h). Hitanareo mipaingotra amin’ny mailaka ny lasitra ny amin’izany fiofanana izany.
Ny rohy hanarahana ny fotoana rehetra dia toy izao manaraka izao:

Participer à la réunion Zoom
https://us02web.zoom.us/j/3020597561?pwd=VlkwUkp0dk9WTGFYaWNYdFdONThXUT09

ID de réunion : 302 059 7561
Code secret : 1971

Composez un numéro en fonction de votre emplacement
01.86.99.58.31
01.70.37.22.46

ID de réunion : 302 059 7561#
Code secret : 1971

Apetraka amin’ny Tompo ny asa rehetra
Manonona ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo

Mpitandrina mpandrindra ny FAfAts
Pasitera RANDRIAMANANTENA Théodore Raphaël

Filohan’ny FAfAts
RABE Edson

Les commentaires sont clos.