Etude biblique le 08/01/2022

Etude biblique le 08/01/2022

Mbola mamerina ny fiarahabana sy firariantsoa hoantsika rehetra ny Sampana Fianarana ny Tenin’Andriamanitra (SFT),

Toy ny fandaharana mahazatra ny Asabotsy faharoan’ny volana dia hisy étude biblique isika ny Asabotsy 08 janoary 2022 hoavy izao toy izao ny andinindininy :

Thème : NY EPISTILY HO AN’NY ROMANA
L’EPITRE AUX ROMAINS
Samedi 08 Janvier 2022 à 18h

EN VISIOCONFÉRENCE avec Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON

Participer à la réunion Zoom
https://us02web.zoom.us/j/87643527100?pwd=T2xXN1FJUFlQY01tc1pFeXJ4QVpOUT09

ID de réunion : 876 4352 7100
Code secret : 340083

Une seule touche sur l’appareil mobile
+33170372246,,87643527100#,,,,*340083# France

 

Manantena antsika rehetra ary mirary ny fiadanan’ny Tompo hoamintsika tsirairay avy.
Ny birao

Les commentaires sont clos.