Archives de
Category: Enseignement

Enseignement spîrituel

Etude biblique 26/04/2025

Etude biblique 26/04/2025

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA  

 » Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra ny olona izay tsy isain’i Jéhovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny. Salamo 32 : 1-2

Ny Sampana Vokovoko manga sy ny Sampana Fianarana ny tenin’Andriamanitra dia manasa antsika amin’ny étude biblique izay hatao ny asabotsy 26 avril 2025 amin’ny 5 ora sy sasany hariva, 12 rue Monmory – Vincennes ( salle sous-sol )
Lohahevitra  : « À la recherche du bonheur »
Mitarika        : Atoa Gaf Ramarlina, Katekista

Etude biblique – Samedi 25 janvier 2025 à 17h30

Etude biblique – Samedi 25 janvier 2025 à 17h30

 

Nous débutons l’année 2025 avec un thème qui concerne chaque personne, en abordant le thème de la raison d’être, la (les) mission(s) de chacun sur cette terre, en tant que personne, en tant que chrétien(ne). L’étude biblique est ouverte à tout le monde, nous pouvons venir seul(e), accompagné(e), en famille, entre amis(es) …

 

Etude biblique 23/11/2024

Etude biblique 23/11/2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA 

Ny Tily sy ny Sampana Fianarana ny tenin’Andriamanitra dia manasa antsika hanatrika ny Etude Biblique ny Asabotsy 23 Novambra 2024 amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny Fpma Vincennes (efitrano ambany rihana)

Ny loha-hevitra amin’izany : « Ataovy mpianatra ny firenena rehetra » Mat 28/19

Ny mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON no hitondra ny fampianarana ho amin’izany

Maniry ny fahatongavantsika maro

Etude biblique 26/10/2024

Etude biblique 26/10/2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA 
 
Ny Sampana Lehilahy Kristianina sy ny Sampana Fianarana ny tenin’Andriamanitra dia manasa antsika rehetra amin’ny étude biblique ny Asabotsy 26 Oktobra 2024 amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny efitrano ambany rihana, 12 Rue Monmory 94300 Vincennes 

Etude biblique 28/09/2024

Etude biblique 28/09/2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Sampana fianarana ny tenin’Andriamanitra sy ny Sampana zava-maneno dia faly manasa antsika hanatrika ny fianarana ny tenin’Andriamanitra ( étude biblique ) 

Ny loha- hevitra  ( thème) :  » Louons Dieu sous l’inspiration de la grâce « 

Verset :  » Et quoi que vous fassiez, en parole ou en œuvre, faites tout au nom du Seigneur Jésus, en rendant par Lui des actions de grâce à Dieu le Père »  Colossiens 3/17 

Ny mpitandrina ANDRIALAMPISON Zaranaina no hitondra ny fampianarana ao amin’ny efitrano ambany rihana, 12 Rue Monmory 94300 Vincennes, ny Asabotsy 28 Septambra 2024 amin’ny 6 ora hariva 

 

Etude biblique 29 jona 2024

Etude biblique 29 jona 2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Sampana Fianarana ny Tenin’Andriamanitra sy ny Sampana Vehivavy Kristianina dia manasa antsika hanatrika ny « étude biblique en plein air » fanao mialohan’ny fialan-tsasatra.

Andro : Asabotsy 29 Jona 2024 amin’ny 6 ora hariva 
Toerana : 13 ter route de la Roche – 91290 Arpajon (tokantranon’i Mihandry sy Zoly Rafanomezana)
Lohahevitra : « Le jugement dernier »
Mpampianatra : Pasteur Zaranaina Andrialampison

Etude biblique 25 mai 2024

Etude biblique 25 mai 2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA 

Hasaina isika hanatrika ny etude biblique izay hatao ny Asabotsy 25 Mey  2024 amin’ny 6ora hariva  ao amin’ny efitrano ambany rihana 

Ny Sampana Sekoly Alahady sy ny Sampana Fianarana Tenin’Andriamanitra no hiara-hifarimbona amin’izany. 

Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON no hitondra ny fampianarana ary ny lohahevitra dia : « Les chrétiens et la crémation ou l’incinération selon la Bible » araka izay hitantsika ao amin’ny 1 Korintiana 15 : 42:

« Ainsi en est-il de la résurrection des morts. Le corps est semé corruptible; il ressuscite incorruptible ». 
Manantena ny fahatongavantsika

Etude biblique 27/04/2024

Etude biblique 27/04/2024

SAMPANA  FIANARANA ny TENIN’ANDRIAMANITRA  

Asaina isika hanatrika ny fotoana  hianarana ny tenin’Andriamanitra ny  Asabotsy 27 Aprily 2024  amin’ny  6 ora hariva izay karakarain’ny sampana AMF, STK  ary ny SFT 

Ny lohahevitra amin’izany dia miainga amin’ny teny voasoratra ao amin’ny Salamo 150 : « Midera an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin’ny habakaban’ny heriny. … aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera ny Tompo.

Ho tarihin’ny Mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON 
ao amin’ny efitrano ambany rihana ( salle sous sol ) 12 rue Monmory 94300 Vincennes  

Manasa antsika ho tonga maro 

Etude biblique 23/03/2024

Etude biblique 23/03/2024

SAMPANA  FIANARANA ny TENIN’ANDRIAMANITRA  

 » Ary ny oloko marina dia ho velon’ny finoana; fa raha mihemotra izy dia tsy sitraky  ny  fanahiko. »
Hebreo 10:38

Toy ny fanao isam-bolana dia hisy ny fotoana fianarana ny Tenin’Andriamanitra hanasana antsika vahoaka an’Andriamanitra tsy ankanavaka eto amin’ny Tafo Vincennes.
Andinindininy :
Andro : Asabotsy 23 mars 2024 amin’ny 6 ora hariva
Toerana : 12 rue Monmory – Vincennes (Salle sous-sol)

Lohahevitra : « Kristianina mivohy fahazavana » 

Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON no hitondra ny fampianarana.

Ny Sampana Fianarana Tenin’Andriamanitra sy ny Sampana Vokovoko Manga no hiara-hisalahy amin’izany.

Manantena ny fahatongavantsika maro.

Fiadanan’ ny  Tompo.