Etude biblique 26/10/2024
SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Sampana Lehilahy Kristianina sy ny Sampana Fianarana ny tenin’Andriamanitra dia manasa antsika rehetra amin’ny étude biblique ny Asabotsy 26 Oktobra 2024 amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny efitrano ambany rihana, 12 Rue Monmory 94300 Vincennes