Etude biblique 27/12/2025
SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Sampana Fianarana ny Tenin’Andriamanitra sy ny Sampana Lehilahy Kristianina dia manasa antsika hanatrika ny étude biblique ny Asabotsy 27 desambra 2025 amin’ny 5 ora sy sasany hariva
Ny lohahevitra ho zarainy Mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON amin’izany dia ny Fananana fanetre-tena , « Comment cultiver l’humilité? » ary miainga avy teny soratra masina ao amin’ny Filipiana 2 /3 » Tsy manao na inona na inona amin’ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa amin’ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany. »
