Fifampiarahabana FAfAts 2026
FARITANY AFOVOANY ATSINANANA
FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO 2026
“…Ny fitiavan’i Kristy no manery anay…”
2 Korintiana 5 : 14
ANDRO : Asabotsy 17 janoary 2026 manomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina
TOERANA : Espace Mille Club – Rue des Longs Réages – 77950 Voisenon
FANDAHARAM-POTOANA :
– Fotoam-pivavahana misy Fandraisana ny fanasan’Ny Tompo
– Fiaraha-misakafo atoandro sy varotra tsakitsaky sy zava-pisotro
– Fotoana hafanain’ireo Sampana Iraisana FAfAts sy ny AMF isan-Tafo
– Fanokanana ny Sampana Lehilahy Kristianina iraisana
– Fametrahana ny biraon’ny Faritany vaovao izay hiasa mandritry ny taona 2026-2027
– Sakafo atoandro : fandraisan’anjara isan’olona : 13 € ny lehibe ary 10 € ny ankizy latsaky ny 10 taona
Izay hisoratra anarana dia manatona ny Filohan’ny fiangonana , mikatona amin’ny Asabotsy 10 janoary 2026
