Etude biblique 26/04/2025

Etude biblique 26/04/2025

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA  

 » Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra ny olona izay tsy isain’i Jéhovah heloka, ary tsy misy fitaka ny fanahiny. Salamo 32 : 1-2

Ny Sampana Vokovoko manga sy ny Sampana Fianarana ny tenin’Andriamanitra dia manasa antsika amin’ny étude biblique izay hatao ny asabotsy 26 avril 2025 amin’ny 5 ora sy sasany hariva, 12 rue Monmory – Vincennes ( salle sous-sol )
Lohahevitra  : « À la recherche du bonheur »
Mitarika        : Atoa Gaf Ramarlina, Katekista

One thought on “Etude biblique 26/04/2025

Les commentaires sont clos.

Les commentaires sont clos.