Alim-bavaka 26/04/2025
SAMPANA FIFOHAZANA
» Tamin’ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko. » Salamo 138 : 3
Ny alim-bavaky ny fiangonana dia hatao ny Asabotsy 26 aprily 2025 amin’ny 7 ora hariva , 12 Rue Monmory Vincennes ( efi-trano ambany rihana)
Togava maro hiaraka hiombom-bavaka

One thought on “Alim-bavaka 26/04/2025”
Les commentaires sont clos.