Etude biblique 21/02/2026
SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ny Sampana Fianarana ny Tenin’Andriamanitra sy ny Sampana Vokovoko Manga dia manasa antsika hanatrika ny « etude biblique » ny Asabotsy 21 febroary 2026 amin’ny 5 ora sy sasany hariva ao amin’ny efitra ao ambany rihana (12 rue Monmory – Vincennes.)
Jaona 11 / 25 – 26 : « Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay. Mino izany va ianao? » no hangalana ny fampianarana izay ho tarihan’ny mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON

One thought on “Etude biblique 21/02/2026”
Les commentaires sont clos.