Etude biblique 27/01/2024

Etude biblique 27/01/2024

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA 

Manasa antsika hanatrika ny fianarana ny teny ny soratra masina amin’ity volana janoary ity, izany dia hiarahan’ny sampana fifohazana sy ny sampana fianarana ny tenin’andriamanitra ho karakaraina
Ny Asabotsy  27 janoary 2024  amin’ny  5 ora  hariva, 12 Rue Monmory 94300 Vincennes  efitrano ambany rihana

Ny loha hevitra amin’izany dia  « AZA MANAHY » Matio 6/25-34
Hiarahana amin’ny Mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON

Aorian’ny fotoana dia hisy ny sakafom-pifaliana fiarahabana tratry ny taona sy ho fiarahabana ihany koa ireo ZOKIOLONA eto amin’ny tafo Vincennes.

Manasa antsika ho tonga maro

 Ny Birao SFT 

Les commentaires sont clos.