Alim-bavaka 13/12/2024
Alim-bavaka
JESOA KRISTY, FIAINAN’NY MINO
» Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena » Jao 3/30
Hasaina isika hanatrika ny alim-bavaka ny FIANGONANA, izay hatao ho antsika vahoakan’Andriamanitra tsy hakanavaka, izany dia fotoana hiaonantsika amin’ny Tompo,
ny Zoma 13 Desambra 2024, amin’ny 8 ora alina any amin’ny Tokatranon’i Andriamatoa Herizo sy Ramatoa Rina ANDRIAMANANTENA, 20 rue des perce-neiges 91270 Vigneux sur Seine