ChoeurUni FAfAts – 20/09/2025
SAMPANA ANTOKO MPIHIRA AFOVOANY ATSINANANA
ChoeurUni FAfAts – asabotsy 20 septambra 2025
Ny Sampana Antoko mpihira iraisana eto amin’ny Faritany Afovoany Atsinanana dia manasa antsika amin’ny antsam-panahy izay hataony ka toy izao ny andinindiny :
Andro : asabotsy 20 septambra 2025
Ora : amin’ny 3 ora tolakandro
Toerana : Eglise Protestante Unie de France
33 , Avenue President Wilson
91120 Palaiseau
RER B – Massy Palaiseau

One thought on “ChoeurUni FAfAts – 20/09/2025”
Les commentaires sont clos.