Hetsika FAfATS miala voly
HETSIKA » FAfATS MIALA VOLY »
Journée récréative et sportive
Daty : 11 oktobra 2025 manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva
Toerana : MILLE CLUB, RUE DES LONGS RÉAGES, 77950 VOISENON
Rohy fisoratana anarana :https://www.
Tsy misy vidim-pidirana.
Hetsika voalahatra : Basket, Foot, Ping-pong, Pétanque sy kilalao maro isan-karazany.
Hisy koa varotra sakafo sy tsakitsaky malagasy izay hampitombo ny hafaliana sy ho fifampizaràna.

One thought on “Hetsika FAfATS miala voly”
Les commentaires sont clos.