Concert de levée de fonds
SAMPANA IRAISANA ANTOKO MPIHIRA FARITANY AFOVOANY ATSINANANA
CONCERT DE LEVÉE DE FOND
“Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy”
Isaia 12:2b
Araka ny efa fantatsika dia isika eto amin’ny Faritany Afovoany Atsinanana no mandray ny ChoeurUni 2026.
Ho fanomanana izany, ary, indrindra ho fanamaivanana ny fandraisan’anjara dia manasa antsika amin’ny Concert de levée de fonds
Daty : Asabotsy 7 Febroary 2026 amin’ny 7 ora hariva
Toerana : Eglise Sainte Marie Madeleine
Rue de la division Leclerc
91300 Massy ( RER B – Massy Palaiseau)
Guests : God Swing – Lilie Soa- AMF FAfAts
Vidim-pidirana : 15€
Rohy hahafahana mividy ny tapakila : https://bit.ly/concert-amf-fafats
na manatona ny tompon’andraikitry ny Sampana Antoko mpihira eto amintsika.
(Misy billets 20 hamidy isam-pitandremana).
Mankasitraka sahady ny fanatrehantsika izao fotoan-dehibe izao ho fanehoantsika ny maha-iray antsika eto amin’ny Faritany.
Ny Birao AMF FAfAts
