Archives de
Category: Evenement

Evènements

Alim-bavaka 09/02/2024

Alim-bavaka 09/02/2024

SAMPANA FIFOHAZANA 

Alim-bavaka.

Misy alim-bavaka ry havana ny zoma 9 Febroary izao amin’ny 8 ora hariva eto amin’ny tafo, ao amin’ny efitrano ambany rihana. Koa manasa anao, hiombom-bavaka. Ho faly tokoa ny Tompo amin’ny fanatrehanao ! Tongava maro !

Alim-bavaka 15/12/2023

Alim-bavaka 15/12/2023

SAMPANA FIFOHAZANA

Ny alim-bavaky ny fiangonana dia ho tanterahana ny 15 Desambra 2023 amin’ny 8 ora alina ao amin’ny efi-trano ambany rihana. Manasa antsika rehetra ho tonga maro.
Ho faly tokoa ny Tompo amin’ny fanatrehanao.

Etude biblique 25/11/2023

Etude biblique 25/11/2023

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA 

Ampifaliana hatrany no hanasana antsika hanatrika ny fianarana ny tenin’Andriamanitra izay hatao ny Asabotsy 25 Novambra 2023 amin’ny  5 ora hariva tsy diso, ao 12 rue Monmory 94300 Vincennes (efitrano ambany rihana)

Izany dia hifandrimbonana miaraka amin’ny Sampana Vehivavy Kristiana, Sampana Tily

Ny loha-hevitra ho dinihana amin’izany dia :
 » LA FEMME CHRÉTIENNE ET LA SOCIÉTÉ MODERNE  » 
 » NY VEHIVAVY KRISTIANA SY NY FANDROSOANA
Ny mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON no hitondra ny fampianarana ho antsika amin’izany

Manantena ny fahatongavantsika maro
Mirary soa
Ny birao SFT