Alim-bavaka zoma 17/02/2023
Hoy Jesosy Tompo » Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo ; Tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo. » Jaona 14 : 27
Am-pifaliana sy am-pitiavana no anasana antsika hanatrika ny alim-bavaka ny Zoma 17 février 2023 amin’ny 8 ora alina eto amin’ny Tafo Vincennes, ao amin’ny efi-trano ambany rihana.
Ento ny fianakaviana sy ilazao ny tapaka sy namana fa mizara ny fiadanany ho anao Jesosy Tompo.
Samy mitondra sakafo ho nofon-kena mitam-pihavanana.
Ho amintsika mandrakariva ny Tompo.
One thought on “Alim-bavaka zoma 17/02/2023”
Les commentaires sont clos.