Archives de
Category: Enseignement

Enseignement spîrituel

Etude biblique 29/04/2023 à 18h

Etude biblique 29/04/2023 à 18h

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA

 » Izay ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy  » Jaona 3 : 6

Ny SFT dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny Étude Biblique ny Asabotsy 29 Aprily 2023 amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny efitrano ambany rihana, 12 Rue Monmory 94300 Vincennes.

Manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Etude biblique 25/03/2023 à 18 h

Etude biblique 25/03/2023 à 18 h

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA

 » Izay ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy  » Jaona 3 : 6

Manasa antsika amin’ny étude biblique izay hatao ny Asabotsy 25 martsa 2023 amin’ny 6 ora hariva, eto amin’ny FPMA Vincennes, ao amin’ny efitrano ambany.
Ny loha-hevitra amin’izany dia : MANODIDINA NY ADY AMIN’NY ZAVATRA MANGEJA – tapany faharoa (Lutte contre les addictions – 2ème partie).

Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON no hitondra ny fampianarana ary misy fandraisan’anjaran’ireo mpitsabo eto amin’ny Tafo FPMA Vincennes.

Hisy fiaraha-miala hetaheta aorian’ny fotoana.

Etude biblique 25/02/2023 à 18 h

Etude biblique 25/02/2023 à 18 h

SAMPANA FIANARANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA

 » Izay ateraky ny nofo dia nofo, ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy  » Jaona 3 : 6

Ny Sampana fianarana ny tenin’ Andriamanitra dia manasa antsika am-pifaliana sy am-pitiavana hanatrika ny étude biblique ny Asabotsy 25 febroary 2023 amin’ny 6 ora hariva ao amin’ny efitrano ambany rihana Vincennes.
Ny loha – hevitra hodinihantsika amin’izany dia ny hoe  » Ady amin’ny zava-mangeja «  izay hiarahana amin’ny Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON.

Manantena ny fahatongavantsika maro, hisy fialana hetaheta aorian’ny fotoana.

La SFT vous invite pour la prochaine Etude Biblique, samedi 25 Février 2023 à 18h, salle du sous-sol de notre église. L’enseignement nous sera donné par notre Pasteur Zaranaina ANDRILAMPISON, sur le thème « Lutte contre les addictions ».

Nous partagerons ensuite une petite collation, et vous attendons nombreux.

Alim-bavaka zoma 17/02/2023

Alim-bavaka zoma 17/02/2023

Hoy Jesosy Tompo  » Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo ; Tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo.  » Jaona 14 : 27

Am-pifaliana sy am-pitiavana no anasana antsika hanatrika ny alim-bavaka ny Zoma 17 février 2023 amin’ny 8 ora alina eto amin’ny Tafo Vincennes, ao amin’ny efi-trano ambany rihana.

Ento ny fianakaviana sy ilazao ny tapaka sy namana fa mizara ny fiadanany ho anao Jesosy Tompo.

Samy mitondra sakafo ho nofon-kena mitam-pihavanana.
Ho amintsika mandrakariva ny Tompo.

Etude biblique 28/01/2023 à 18h

Etude biblique 28/01/2023 à 18h

FILIPIANA 4 : 19
 » Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny, amin’ny voninahitra, no amin’i Kristy Jesosy. « 

Ny Sampana Fianarana ny Tenin’Andriamanitra dia manasa antsika am-pifaliana  sy am-pitiavana hanatrika  ny  Etude Biblique ny sabotsy 28 janoary 2023 amin’ny 6 ora hariva,  ao amin’ny efitrano ambany rihana Vincennes.
Ho tohizantsika amin’izany miaraka amin’i Pasteur Zaranaina ANDRIALAMPISON ny fandinihina ny SALAMO 119.

Misy fialana hetaheta aorian’ny fotoana.

Manentana antsika hamaky izany Salamo 119 izany ary ho tonga maro.

PHILIPIENS 4 : 19
 » Et mon Dieu pourvoira à tous vos besoins conformément à sa richesse,  avec gloire, en Jésus-Christ.  » 

La SFT souhaite à tous une belle et heureuse année 2023 remplie de bénédictions !

Notre prochaine Etude Biblique aura lieu le samedi 28 janvier  2023 à 18h salle du sous-sol de notre église, suivie d’une collation.

La SFT vous invite à venir nombreux pour étudier la suite du PSAUME 119 avec le Pasteur ZARANAINA ANDRIALAMPISON. 

A Dieu seul la gloire !

Alim-bavaka zoma 20/01/2023

Alim-bavaka zoma 20/01/2023

« Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho. Ary hitady
Ahy ianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin’ny fonareo rehetra. »

Jeremia 29 : 12-13

Am-pifaliana ry havana no anasana antsika hiombona amin’ny alim-bavaka izay atao amin’ny takariva ny Zoma 20 Janoary 2023 amin’ny 7 ora hariva eto amin’ny Tafo Vincennes ka atao ao amin’ny efi-trano ambany rihana.

Samia mivimbina sakafo kely hifampizarana ho nofon-kena mitam-pihavanana.

Ho faly tokoa ny Tompo amin’ny fanatrehanao.

Maniry hatrany ny fiadanan’ny Tompo hitoetra eo amin’ny tsirairay.

Etude biblique 26 novembre à 18h00

Etude biblique 26 novembre à 18h00

 » Jéhovah o, efa nasianao soa ny mpanomponao, araka ny Teninao  » (Salamo 119 : 65)

Manasa antsika rehetra am-pitiavana indray ny SFT, amin’ny Etude Biblique, ny ASABOTSY 26 Novambra 2022  amin’ny 6 ora hariva, efitrano ambany rihana

 Ny SALAMO 119 manontolo no hitondran’ ny Mpitandrina Zaranaina ANDRIALAMPISON ny fampianarana.

Misy fialana hetaheta kely aorian’ny fotoana, ary manantena ny fahatongavantsika maro.

Andriamanitra lehibe no isaorantsika amin’ny zava-drehetra, ary ho azy Irery hatrany ny voninahitra !

 » Éternel, tu as fait du bien à ton serviteur selon ta Parole. » ( PSAUME 119 : 65)

La SFT vous invite pour la prochaine Etude Biblique,  samedi 26 novembre 2022à 18h, salle du sous-sol de notre église. L’enseignement nous sera donné par notre Pasteur Zaranaina ANDRILAMPISON, sur le PSAUME 119 tout entier. 

Nous partageons ensuite une petite collation, et vous attendons nombreux .

A Dieu seul la gloire !

IKTUS

IKTUS

Le saviez-vous ?

Ce n’est pas un canular !

Le mot « poisson » se traduit IKTUS en grec. Alors IKTUS a une autre signification pour les chrétiens car IKTUS est l’abréviation de Iesu Kristus Teou Uios Sôter c’est à dire Jésus Christ Fils de Dieu Sauveur.

 

Les chrétiens du premier siècle l’utilisaient, pendant la période de persécution, pour se réconforter les uns les autres. On retrouvait, par exemple, un sigle de poisson sur les chemins ou sur des tombes.

 

Actuellement, des gens mettent un sigle de poisson ou un autocollant de poisson, derrière leur voiture ou sur la porte de leur maison, pour dire tout simplement que le propriétaire de cette voiture ou la personne qui habite dans cette maison est chrétien.

 

Zaranaina ANDRIALAMPISON, Pasteur

 

Je suis fier d’être enfant de Dieu !

Je suis fier d’être enfant de Dieu !

Je suis fier d’être enfant de Dieu !

Nous sommes enfants de Dieu.

Les anges sont messagers de Dieu.

 

Les enfants de Dieu sont héritiers du royaume de Dieu.

Les anges sont serviteurs du royaume de Dieu.

 

Voulez-vous être un ange ou un enfant de Dieu ?

–> UN ENFANT DE DIEUUUUUUU !!!

 

N&L